Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 06h34
 

Répondre à un commentaire

5 décembre 2018 à 18:03 | lysnorine (#9752)

Famakafakana kely :

1) Depuis longtemps, la notion de concurrence n’existe plus en matière de prix bien que les compagnies de distribution pétrolière sont nombreuses à s’installer sur le sol malgache. C’est au niveau de la QUALITÉ (?? !) qu’elles auraient misé pour se distinguer.

Hevi-dravina FANDREBIREBEN’ireo « compagnies de distribution » ireo ny MARIVO SALOSINA izany resaka hoe QUALITÉ izany.

2) la FIXATION du prix à la pompe est déterminée par plusieurs paramètres et dispositions qui ne dépendent pas seulement des compagnies [OLIGOPOLIQUES DE DISTRIBUTION à Madagascar] pétrolières.

NB : Fa ny FAMARITANA ny TOMBOM-BARONY kosa, izany hoe ny ampahany isan-jaton’ny MASONKARENAN’ ny fahatongavan’ny solitany amidiny eto Madagasikara amin’ny VOLA VAHINY [profit = % REVIENT-MADAGASCAR en DEVISES du pétrole importé + coût de distribution] dia miankina tanteraka amin’ireo kaompania VITSIVITSY mpanafatra solitany sy mpivarotra lasantsy ireo [OLIGOPOLE]. Izany hoe na inona na inona antony aroso hanazavana ny mahatonga ny fiakaran’ny vidin-dasantsy, dia tsy azo hadinoina fa ao anatiny ny fanararaotan’ireo orinasa « OLIGOPOLIQUE » ireo hampitombo ny TOMBOM-BARONY. Ary tsy ny fandanian’ny Fanjakana volam-bahoaka tsy toko tsy forohana mba hampidina ny vidin’ny lasantsy eny amin’ny paompy akory no hampidina azy na HISAKANA ireo orinasa « OLIGOPOLIQUE » ireo hampihena ny TOMBOM-BARONY, fa vao mainka aza ho hararaotiny ny...hampakatra azy ! Mihinana INDROA izy vokatr’izany fanampiana na « subventions » izany !

3) « des décisions politiques remontant à plusieurs années auparavant, ..consistaient à soutenir [??] le secteur pour que l’impact de la hausse brutale et importante de l’époque n’affecte la population. »

Araka ny vao nasongadina etsy aloha dia HADALANA BE VAVA [« anti-économique » !] ny pôlitika fanomezana « subventions » mba tsy hampisondrotra ny mety na tokony ho vidin’ny lasantsy.

FANAFOANANA tanteraka izany « subventions » izany OMBAN’ny FANONDROTANA ny HABA aman-KETRA rehetra mikasika ny solitany sy lasantsy no pôlitika mitory fahendrena izay hampihena koa ny FIVOAHAN’ny VOLA VAHINY lany amin’ny lasantsy hampandehanana fotsiny ny fiarakodian’ny...MPANEFOHEFO.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS