Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 12h51
 

Répondre à un commentaire

7 décembre 2018 à 09:49 | arsonist (#10169)

Asa izay dikan’ity voam-bolana frantsay manao hoe « débat » ity !
Tsy mazava amin’ny olon-tsotra tahaka ahy ny tena dikan’izy io.

Milaza etsy ambony etsy io ilay Merina Andriana ambany laharana fa hoe « manao débat » avo lenta ka tsy takatrin’ny olona sasany hono izy.
Dia teny ratsy sy ozona ary opa sy fanaratsiana olona rano iray fotsiny no nosoratany ao.
Hay va re izany no lazaina hoe « débat » e !

Dia manao toy izay tsy misy hafa koa ilay Merina Hova ambony laharana sakaizan’ity Merina Andriana ambany laharana ity.
Dia tena mitovy fihevitra sy fomba fiteny ary voam-bolana fampiasa tokoa izy mitsama.

Hamaranana dia arahabaina manokana ity Merina Hova ambony laharana ity, fa nilaza tena fa hay izy ity ka mpikambana zatra mivory anatin’izany antoko politika LREM any amin’ny toerana honenany any izany.
Mba tahakin’ny inona re izany « débat » ataon-dry zareo LREM misy an’ity Merina Hova ambony laharana ity e ? Teny ratsy sy ozona ary opa sy fanaratsiana olona rano iray fotsiny koa ve ?

Sao dia mba ny toy izany kosa ary no isan’ny mahatonga izao korontana mitranga any amin’ny tany misy an’itony Merina Hova ambony laharana itony, mbamin’itony Merina Andriana ambany laharana itony.

Asa kosa ry ’Nao an !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS