Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 23 avril 2024
Antananarivo | 15h57
 

Répondre à un commentaire

29 novembre 2018 à 14:58 | Toutoun (#10298)

Azo lazaina fa fahombiazana ihany ny fihodinana voalohany manoloana ny zava-nitranga nanomboka ny Aprily lasa teo indrindra ireo kandidà 3 izay azo lazaina ho sangany t@ ity fifidianana ity ! Izay tsara rehetra hita fa nety dia aoka mba hotazonin’ny rehetra ; fa kosa ireo fihantsiana, fifanaratsiana, fifandrangitana, fitadiavana hanodikodinam-bato sy fividianana ny safidin’olona izay fosotra tena mandito ny fifidianana dia entanina mba tsy haverina intsony raha toa ka nisy nanao izany teo aloha.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS