Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 11h17
 

Répondre à un commentaire

10 novembre 2018 à 14:57 | I MATORIANDRO (#6033)

Aiza Isanndra sy BB ?

Voalohany dia miarahaba an’Andriamatoa Filoha Hajaina Maec RAVALOMANANA tonga @zao dingana manan-tantara izao indray ary misaotra ireo Malagasy rehetra niara-nientana nandritra izay 1 volana izay ; mafy tokoa ny asa kanefa dia tafita @ antsasa-dalana aloha isika.

Ho an’ Isandra manokana dia tsotra ny hafatra tsy vitanareo fihodinana voalohany izany io na dia manao trindry mafy ny ceni kitoatoa aza ianareo noho ny volan’olona nafafinareo katran t@ fampielezan-kevitra kanefa dia Andriamatoa Filoha Hajaina Maec RAVALOMANANA izay nanova paik’ady tsy dia nanao ahoana loatra hatrany no toa mahavita zavatra goavana noho ianareo.

Izao toe-java-misy izao dia mitovy ny t@ taona 1993 : i doma dia manana toetran-dratsiraka mampitahotra vahoa

Miverimerina koa ny tantara ka dia tonga t@ kisary 2013 isika izao dia ny fihaonana teo @ JLR sy hery vomanga masaka ; nitarika i JLR nefa dia nivadika ny rasa t fihodinana faharoa noho ny halabato bevata izay nataon’doma sy ny forongony (i doma mihintsy no nilaza izany t fihaonany t mpanao gazety fa sao de hitabataba inndray i ramboadia hoe aiza ny porofo) ;

Zao zany dia niaraka @ doma sy ny forongony i JLR ka dia ho hita eo fa mitarika i doma fa tsy topon-daka tahaka ty olona notohananay t@ fotoan’androny ity ;

Averiko ndray fa ianareo ihany no mifampihinan’iem.an’areo ao fa izahay tsy hanaiky ataonareo an’zany mihintsy.

Ny anay dia i Dada ihany i Dada hatrany. Tsy maharesy an’i DADA zany nareo na dia hatsanganareo @ maty aza i jackson hampfalifaly reo olona voambakanareo reo.

Samia velonaina

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS