Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 05h42
 

Répondre à un commentaire

10 novembre 2018 à 12:28 | Marika (#9389)

Miarahaba daholo !

Aminay dia tena fanahy iniana mihitsy no hisian’ny fahatapahana tampoka izao.
Efa aman-taonany ve no nanaovana ny installation sy ny préparation ny élection dia rehefa mamoaka
ny valiny vao misy olana tampoka !
Ny tena mahavariana anay ihany koa ary efa notsipihin’i Lysnorine tetsy ambony ,nahoana no
valin’ny fifidianana avy any Mahajanga no avoakan’ny CENI mialoha ny teto Antananarivo kanefa efa azony daholo ?
Iza no afaka manasazy ny CENI amin’ny tsy fahatombanan’ny zavatra ataony ?
Iza no afaka maneho am-pahibemaso fa tsy nisy tsindry tamina firenena hafa tany ho any ka
mikasa ny hanolana indray ny fiainan’ny Malagasy ?
Ekenay ny miandry am-pitoniana saingy betsaka loatra ny ALOKA asehon’ny CENI sy ny fitondrana
ka tsy maintsy mailo izahay satria ny mpifaninana aminay dia teratany VAHINY.

Mbola hitohy.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS