Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 16 avril 2024
Antananarivo | 22h38
 

Répondre à un commentaire

10 novembre 2018 à 03:47 | LAZALAZAO (#7189)

Aza dia mai-vava loatra @ fanaratsiana e. ny zavatra mivaingana izao aloha dia ireto : tany marovoay dia saika efa voahosoka alohan’ny fotoana daholo ny vato ka i rajoelina no nahazo betska indrindra. Mila mamaly haingana izany ny CENI. Ny fy fanambarana tsy ofisialy fa nadresy Ravalo dia ny mpanohana azy no nilaza izany. Ary tsy ho vao vao birao 800 no voaisa dia hitarik’olona an-dalambe izany. Fijery tsy matotra izany, fa ireo solotenan’ny mpifaninana N°25 no nahangona ka nahafantarana izany vokany izany.
Farany, hatreto aloha dia hita fa hay toerana nagalarina fotsiny no nidiran’ny HVM teo @ fitondrana ka nahafahany nanagadra ny filoha Ravalomanana, nanejina ny TIKO sy ny MBS ary nanakana ny filoha Ravalomanana tsy hivezivezy. Fitondrana zara raha nisy mpanohana fotsiny fa hay ilay mpanogam-panjakana ihany no mody nitondra tarehy hafa.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS