Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 21h05
 

Répondre à un commentaire

9 novembre 2018 à 16:08 | Marika (#9389)

Raha ny zava misy hatreto dia fantatra tsara fa ny faritra rehetra azon’dRajoelina aloha no avoaka
mialoha. Ny tarehy marika azonay sy voaporofo hatreto dia tsy mitarika mihitsy Rajoel ary ny
manga dia tsy mihoatra ny 3.50 % .
Efa ny antsasa-manila ny valim-pifidianana no efa azonay , izay antitranterinay fa manana ny
fitaovana efa raitra izahay ahazoana farany izay haingana ny valim-pifidianana kanefa dia toa
miova moramora eny am-panidinana raha izao fandehany izao.
Aiza ve dia tsy misy 800 akory ny bureaux de vote azon’ny CENI efa ho 48H ny résultats ?

Toy izao amin’ny ankapobeny ny isam-bato sy ny salan ’isa tamin’ny 2ora tolakandro teo :

Bureaux de votes miisa 13.305 / 24.852 Taux de participation national : 53,69 %

N° 25 Marc RAVALOMANANA 1.747.574---------------------53,79 %

N° 13 Andry RAJOELINA 1.228.634---------------------35,71 %

N° 12 Hery RAJAONARIMAMPIANINA 116.857----------------------3,39 %

Hamafisina eto fa tsy misy tombotsoa manokana ho anay ny mamitaka na mandainga amin’ny tarehy
marika rehetra miseho sy asehonay eto.
Ho an’ny sasany kosa toy ny tany Marovoay ohatra dia nahatrarana Urnes maromaro efa feno ORANGE
ka ny hany azo atao dia ny nampandre ny CENI ka asa izay ho fepetra ho raisiny.

Mbola hitohy.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS