Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 18h37
 

Répondre à un commentaire

9 novembre 2018 à 17:43 | arsonist (#10169)

@ marika

Raha ny fahafahana tena fahafahana sy ny fialàna tanteraka an’ity fahantràna maizim-be efa mila tsy ho zakan’ny aina intsony kanefa mihatra aman-koditrin’ny vahoaka ity
no tarigetra tiana ho tratrarina.
dia azo antoka fa tsy itony fifidianana itony mihitsy akory no hahazoana ireo tarigetra ireo.

Tsy ho avelan’ireo hery mpanoha-riana sy ireo herim-pamoretana ho afa-maina fotsiny amin’izao akory ity Gasikara ity sy ny mponina ao aminy.

Arakin’ny tombatombana, raha zohiana ny Tantaran’ny firenen-drehetra eran-tany, dia tsy ho azo iodivirana ny fifanandrinana amin’ireo hery mpamoritra sy mpanazioga vahoaka ireo.

Ka ny fotoana hahalevonan’ny vahoaka tanteraka an’ireo hery mpamoritra azy ireo no fotoana hiatombohan’ny fahafahan’ny vahoaka ka hanambohany amin’izay ny ezaka hapandroso azy.

Izay no hevitra iombonako amin’ny Gasy sasany !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS