Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 17h34
 

Répondre à un commentaire

9 novembre 2018 à 16:51 | Marika (#9389)

Tianay ny manantitrantitra amin’ny rehetra fa amin’izao vaninandro iainantsika izao dia azo atao dia azo atao tokoa ny mahita ny vokam-pifidianana ao anatin’ny fotoana fohy dia fohy.

Raha ny toro-marika asehon’ny CENI anefa hatreto dia tena mampiseho fa mbola any amin’ny 17é Siècle

Tsy manankiana be fahatany izahay fa mba rariny ihany raha hafainganina ny valim-pifidianana
nataon’ny vahoaka ka aseho miharihary ny faritra rehetra satria ny kandidà dia samy manana ny P.V
rehetra ka tsy hitanay mihitsy izay maha ratsy izany.

Ny mifanohitra amin’izany anefa no hita ka miteraka ahiahy sy tsy fahatokisana intsony amin’ny
mpikarakara sy ny mpifanandrina.

Mbola ho avy ny fotoana hamoahanay ny tena P.V marina raha sanatria ka misy ny mitady hamilivily
ny safidim-bahoaka.

Mbola hitohy.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS