Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 00h27
 

Répondre à un commentaire

9 novembre 2018 à 07:26 | lanja (#4980)

Raha misy fanitsiana ny lalampanorenanana any aoriana dia tokony hampidirina ao fa ny mpitondra , ministre, PM, président, dia tsy mahazo mividy na manorina trano any ivelany, ary tsy mahazo manana compte any ivelany, tokony ho modely izy ka hampandroso ny eto no ataony fa tsy hanafina harena any ivelany, mety ho vitsy ny hiazakazaka hilatsaka amin izay, tsy ho 36 intsony ny candidat,

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS