Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 00h58
 

Répondre à un commentaire

9 novembre 2018 à 07:23 | lanja (#4980)

Mba tsara lazaina kosa aloha fa mandroso any amin ny fahalalahana isika eto Madagasikara,tsy hiteny hoe mandroso ny domocratie satria ny fandikana fahatany ny ataon ny vahiny dia tsy mety amintsika , raha mijery ny fahazoana mamoka hevitra etsy sy eroa dia efa zava-dehibe, ny fahaizana milefitrra angamba no mbola mila ezaka kely, ny ntaolo dia nilaza hoe aza miady amin ny adala, ka raha heverinao ho tena diso hevitra ny tsy mitovy hevitra aminao, na vitsy an isa izy, indrindra moa raha maro an isa , dia aleo manaja tena , tsy hitondra afa tsy krizy vaovao ny fifandonana, aleo hitondra izay lany eo, na nisy halabato , na tsy nisy, aleo ny vokadratsin ny krizy no dinihina tsara, marina fa tsy mampino ny fampanantenana sasany, indrindra fa tsy lazaina mihitsy hoe aiza no ahitana ilay vola mikararana hanatanterahana azy, mety hievitra ianao hoe handroba ny harempirenena, hivarotra ny firenena ,hangalatra, sns... tadidido fa ny korontana dia manome vahana iereo rehetra ireo , ny fahalalahana no tokony hotrandrahana tsara, raha azontsika arahana sy atao magarahara ohatra ny harenan izay hitondra, miainga @ prezda , sy ny membre ny gouvernement rehetra, atao ho fantabahoaka, izy mandray fahefana sy miala eo, dia efa zava dehibe, farafaharatsiny ny harena eto tsy tokony hiafina, eny @ fokontany sy ny commune dia tokony hazava izany

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS