Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 06h45
 

Répondre à un commentaire

9 novembre 2018 à 03:53 | LAZALAZAO (#7189)

« L’ancien président de la Transition a même appelé à tous les candidats de bonne volonté à se joindre à lui pour reconstruire Madagascar. »

o ry tribune de madagascar a ! ity vava e. Rajoelina nagalatra départ, mividy olona no hampiasain’ny frantsay higiazana misimisy kokoa ny Malagasy. Ny volabe nagalariny sy nomen’ny mpanjanaka azy no ary nohon’ny fijerin’ny sasany mitongilana ny raharaha 2000 no mahatonga izao.
Aleo arahi_maso tsara aloha ny fanisam_bato sy ny lisim-pifidianana ary ireo manam-pahefana mampiasa olona mikiakira ny fifidianana.
Tsy ekena mihitsy ny fivrenan’ny mpanogam-panjakana eto.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS