Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 07h55
 

Répondre à un commentaire

8 novembre 2018 à 18:38 | Marika (#9389)

Faly ary tena faly ny filoha RAVALOMANANA tamin’ny fahavitrian’ny malagasy tonga nandatsa-bato
ny alarobia teo.
Faly ihany koa izy maneho aminareo rehetra tsy an-kanavaka ny faniriany hanohy ny fihodinana
faharoa raha ohatra ka izany no zava-miseho . Tsy misy intsony sakana mety hanembatsembana ny
fandrosoan’i Madagasikara raha tonga soa aman-tsara amin’ny toeran’ny mpitondra izy.
Ny tanjontsika mantsy hoy ihany ny filoha RAVALOMANANA dia ny hanatsara ny fiainan’ny rehetra
aloha avy eo dia hanaraka ny fotodrafitr’asa rehetra nifanarahana ao anaty Manifesto.
Tsy ho avelantsika ho RAMBOny intsony ity nosintsika ity fa hosokafantsika amin’ny lafiny fandrosoana
rehetra ka ny voalohany amin’izany dia ny fanabeazana sy ny fampianarana ny fitsipika rehetra.

Manainga antsika rehetra tsy an-kanavaka ny filoha RAVALOMANANA ho tonga etsy :AMBOHIJATOVO
ny Sabotsy 10 NOVEMBRE AMIN’NY 2 ORA TOLAKANDRO
Hifankahita indray isika ary hanolotra anareo rehetra ny fisaorana sy fankantelemana nandritra iny
fotoana nafapana iny.

Hisy ihany koa ny toro-marika vitsivitsy iarahantsika mifandray ka ny tanjona dia ny hampandrariana sy
hampitoana ny asa rehetra mbola ho atao sy tanterahina. isika mantsyd, mpanorina fa tsy mpandrava

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS