Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 16 avril 2024
Antananarivo | 10h37
 

Répondre à un commentaire

6 novembre 2018 à 12:14 | mandinika (#4014)

Hita amin’izao vola lany sy nolaniana tamin’ny fampielezan-kevitra izao fa tena manary vola amin’ny tsy misy dikany daholo ireto kandida matanjaka ireto. Mandatsa ny malagasy iray tanindrazana aminy izay tsy manan-kohanina ny ankamaroany. Raha natambatra daholo ireo vola voalaza fa nolaniana sy holaniana nandritry ny fampielezan-kevitra dia angamba efa vita ny lalana rehetra teto madagasikara indrindra ireo tany lavitra andriana. Malahelo anao aho ry fireneko fa tsy misy tia anao ireto mihevitra ny hitondra ny madagasikara ireto aorian’ny fifidianana na iza na iza lany eo.
Mahereza fa mbola ho ela vao ho tafavoaka ny lavaka mangitsokitsoka.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS