Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 09h20
 

Répondre à un commentaire

6 novembre 2018 à 10:54 | Ibalitakely (#9342)

Raha ny anaranao hoe Arena tokony mahay miresaka izany arena izany ianao, fa asa na maika amoaka lahatsoratra loatra na ahoana fa tsy dia mitombona loatra ohatra ny tarehim !arika voasoratrao : ny voalazanao dia ny an’I Rajaonarimampianina ohatra izay tsy mandeha ratsy hélicos na raopilanina no sady manarama mpanakanto malaza maro no nanamboatra T-shirt & zavatra maro ho zaraina indray ve no kely indrindra ?? Ny précampagne nataony aza efa taloha indrindra no nanomboany azy. Sa kosa angamba volam-panjakana & fitaovam-panjakana no nampiasainy ?? Ra8 toa nandeha fiara ny ankamaroany & tsy lazaina eto ny televiziona maro tsy nandefa isan’andro & maharitra [ny omaly 05/10/2018 fotsiny izay tele alefanao tsy maintsy izy roa lahy ireo] hafa tsy n° 12 & n° 13 isan’andro.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS