Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 28 mars 2024
Antananarivo | 19h02
 

Répondre à un commentaire

5 novembre 2018 à 11:14 | arsonist (#10169)

Alahady omaly.
Dia inona ary no resaka tao ampiangonana sy tao antokontanim-piangonana ?

Handeha aiza ny vaton’ny FJKM ? Fantatra fa tsy ho any amin’i lapinou mihitsy aloha.

Ary ny vaton’ny Katôlika ? Hiparitaka ry zareo. Ny vitsy an’isa akaman’i OMAR foza ihany no hifidy lapinou.

Ny Loterana ? Maro fifohazana andaharan-dry zareo. Ry « Ankaramalaza » dia hizara HVM sy TIM.

Ny Anglikana ? Asa raha hifidy mpiteny Anglisy ireo na tsia. « Jehovah Tompo ô ! Tahio sy hatsarao ny taninay » dia tsy inona akory fa « God save the Queen » ihany.

Ny Evanjelista ? Hééé-hé ! Mahiol ireo .

Ny Jentlisa ? Toa tsy hifidy ny akamaroan’ireo ko. Mety handany andro hanao daomy fotsiny ireo fa tsy handeha hifidy akory.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS