Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 11h16
 

Répondre à un commentaire

13 octobre 2018 à 15:09 | komi (#10299)

Izao toetra tsy mendrika asehon’ireto kandidat izao ireto ve dia mendrika amin’ny maha kandidat ho filoham-pirenena eto ? Manalabaraka ary tena mahamenatra mihintsy izao hataony izao fa tokony ho tonga saina izy. Misy amin’izy ireo moa dia efa zatra mitarika tolona ka tsy mahagaga ny mahita azy eo. Misy foana ireo tsy faly izany.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS