Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 12h50
 

Répondre à un commentaire

13 octobre 2018 à 11:41 | Vohitra (#7654)

Izao no vokatry ny tsy nitakianareo ny hanaovana ho mangarahara ho fanta-bahoaka ny vontoatin’ilay fifanarahana politika nitarika ho any amin’ny fananganana ny governemanta hisahana ny fandehan’ny fifidianana.

Indreo ary fa efa mipi-kelika ho tompon-daka sahady izy telolahy raindahiny tao anatin’ io fifanarahana io fa hivoaka ho mpandresy samy hanana voka-pifidianana telo samy hafa atsy ho atsy, ny vahoaka be marenina sy be fanadinoana koa etsy andaniny tsy mitsahatra misary adala mihoby sy mampandihy fitombenana.

Avelao ary aloha hitsiry ho maintso mavana ny ahitra eny amin’ny kijanan’ny kianja 13 may dia eny indray hoentina handrsana ny ondry mania misary adala e !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS