Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 23 avril 2024
Antananarivo | 13h25
 

Répondre à un commentaire

15 octobre 2018 à 15:25 | Ibalitakely (#9342)

Ankohatra ny nanaramaina ireo capsatistes t@ 2009 [ny gourmettes firy kilao an’i Lilison miteny ho azy], itony kidnaping sa faux kidnaping itony, ny bdr-sokatra-vatosoa …, ny fiara tratra [tsy fantatra intsony avy eo ny tohiny] entim-behivavy amin’ny andro alina nisy miliara amin’ny baoritra [misy fetra ambany ny vola azo afindrafindra tànana tsy ilaina ttsy fanambarana ofisialy] sns, ampian’ny tsy fanambaram-pananana dia manasarotra tanteraka ny fahafantarana hoe vola ohatrinona & avy aiza. Efa nisy filazana aza hoe herak’izao tontolo izao t@ 2013 iny dia teto Madagasikara no vola be indrindra nampiasain’ny kandidà-panjakana mihoatra ny an-dry Trump & Macron farany teo. Noho izany tsy mahagaga izay famotsiam-bola etsetra ho an’ny fifidianana.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS