Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 28 mars 2024
Antananarivo | 20h45
 

Répondre à un commentaire

15 octobre 2018 à 01:13 | cacatoès (#9758)

Raha ilay rajorery io no lany eo dia vita tanteraka io dago io. Hataon’i lery mihesona amin’ny fihetsiketsehana goavana ny pokona dia roboka tokoa fa inam-pako rehefa mitoetra eo amin’ny fitondrana lery. Sarim-bakoly ny vazaha sy ireo tokan-maso io !!!
Betsaka no mbola mitampina tanteraka ny masony ka mila tena mihinana ny tsy finany vao ho tonga saina.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS