Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 28 mars 2024
Antananarivo | 14h14
 

Répondre à un commentaire

13 octobre 2018 à 16:06 | sasa (#10303)

Ny mapametram-panotaniana tokoa hoe mba avy aiza azy ny vola ampiasain’i Andry Rajoelina amin’ity fifidianana ity,otran’ny tsy mampino hoe aiza no anana volabe « 182 million de dollard » mety mbola tsy lany marina angamba ny vidina « bois de rose » matoa anana hélicoptère,karamainy daholo ireo artistes isakarazany,izany hoe raha mahazo teorana eo indray eo,dia adrifa daholo indray ireo bois de rose sisa tavela tsy lany .

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS