Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 18 avril 2024
Antananarivo | 11h54
 

Répondre à un commentaire

13 octobre 2018 à 08:08 | lysnorine (#9752)

Ny ilaina fanadihadiana voalohany indrindra rehefa mamaky sy mivaofy ny lahatsoratra tahaka itony - « Prêts chinois : opium (?) de l’Afrique » - , dia ny mombamomba ny fikambanana AO AMBADINY sy ny FOTO-PINOANY [IDÉOLOGIE] eo amin’ny lafin’ny PÔLITIKA sy ny EKÔNÔMIA.

Eto angaha dia ilay hoe « FONDATION ATLAS » na « Atlas Network » (izay Atlas Economic Research Foundation no nahafantarana azy teo aloha) no hazon-damosiny, ka ny ivavahany dia :

ny FANALALAHANA MIHOA-PAMPANA sy ny FANENDAHANA amin’ny Vahoaka ny fahefana NOMENY ny mpitondra fanjakany NOFIDINY hanoritra sy hisahana izay pôlitika heveriny fa hampandroso azy, ka ny JADON’ny hoe TSENA no hampanjakana amin’izay.

Momba azy, zahao https://en.wikipedia.org/wiki/Atlas_Network :

Ireto andalan-tsoratra ireto fotsiny no nosinganinay eto izay MITENY HO AZY amin’izay mpitazana ny fizotra ny raharaham-politika sy ekônômika eran-tany amin’ny ankapobeny [na ny « géo-politique » !]

« The group aims to promote FREE-MARKET economic POLICIES across the world...Atlas promotes THINK TANKS that support private-property rights, LIMITED GOVERNMENT, the rule of law, and market economics.... According to journalist Lee FANG , writing for The Intercept, the libertarian Atlas Network has »RESHAPED POLITICAL POWER in country after country," operating as an extension of U.S. foreign policy, with Atlas-affiliated think tanks receiving FUNDING from the United States Department of State and the NATIONAL ENDOWEMENT DEMOCRACY...
Atlas was founded in 1981 by Sir Antony FISHER. After founding the Institute of Economic Affairs in London in 1955, Fisher had helped to establish the FRASER INSTITUTE...
Funding
As of 2005, Atlas had received $440,000 from EXXON MOBIL,[14] and has received at least $825,000 USD from the tobacco company PHILIP MORRIS .[15] Of Atlas Network partners, 57% in the United States had received funding from the TOBACCO INDUSTRY .[15] Atlas has received funding from KOCH family foundations.[9]

Toy izao kosa no famalian’ny FANJAKANA SINOA ireo fanenjehan’ny Fanjakana tandrefana ny pôlitikany eran’i Afrika, handrenesana feon-dakolosy hafa mba tsy hihinana amam-bolony fotsiny ny zeran’ny kanotan’ny hoe : lanin’ny Sinoa ianareo.

Mpitondra teny ny Fanjakana Sinoa ka mpanazava ny hevitry ny pôlitikany ny gazety « Global Times » nanatsoahana ny lahatsoratra misy izany famaliana izany nitondra ny lohateny hoe "’Suspicion of China’s aims won’t help Africa develop’’, By Song Qing, 2018/10/9
http://www.globaltimes.cn/content/1122294.shtml
(Hotohizana)

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS