Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 05h42
 

Répondre à un commentaire

12 octobre 2018 à 13:45 | Ibalitakely (#9342)

Eto rey olona dia mbola tsy dia azoko loatra ny andraikitry ny anterimiera [ny tena fiantso azy aza moa tsy haiko !! ] roa tonta, ka ny ao Tsimbazaza indrindra, manoloana ny zavatra ataon’ny mpanantateraka. Toa tonga ity farany dia mandray fanapahan-kevitra samy irery tsy misy fankatoavana amin’iretsy voalaza voalohany @ zavatra goavana izay mamatotra vahoaka manontolo izay nifidy ireto faharoa isolo-tena azy. Tahaka izany izao momba ilay hoe fifanarahana sambo [sinoa ihany io !! ] 300 hitrandraka harena an-dranomasina eto amintsika, tokony ny fitondrana manatanteraka aloha nilaza tamin’ny mpitondra sinoa hoe mbola ho alefa ho dinihin’ny depiotenay ity resaka ity izay izahay vao hafaka mifanaraka aminareo na tsia, fa tsy tonga dia manao sonia fahatany any ivelany any.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS