Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 10h15
 

Répondre à un commentaire

11 octobre 2018 à 11:50 | Vohitra (#7654)

Inona no mba endrika sy tranga mba tsara entin’izao vanimpotoana izao ?

Mba mihena tsy toy ny isanandro ny mpanao hala-botry, ny mpanao sinto-mahery, ny tontakely mitapy andro, izy ireo amin’izao efa mba mitafy T-shirt madio miova isanandro, efa mba mandray vola isanandro ary voky ny angoantenda sy kobaka ambava ary ronono antavy fanomezana maimaipoana avy amin’ireo tsy valahara mikasa handroba Firenena

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS