Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 04h28
 

Répondre à un commentaire

11 octobre 2018 à 09:21 | Midabetsy (#8062)

Salama daholo.
Tsy vahiny anao aho Pety - ary tsy haharesy lahatra ahy intsony enao :
1991 : isan’ireo nanentana ny fanalana and-Ratsiraka enao tao F/tsoa. Niala Ratsiaraka ary nitondra i Tpkl Zafy. Hita ny zava-niseho. tafaverina indray Ratsiraka avy eo.
2002 : Isan’ireo nafana fo teo @ Magro F/tsoa enao ary nahazo tehaka mirefotra tsara teo Mahamasina. Niala Ratsiraka - Napetraka ho chef de province enao . nogadraindRa8 tany @ farany.
2009 : nalain’i Christine avy any Amponja enao - niaraka t@ Haja cousin nao izay nigadra nohon’ny afera vola sandoka ( tratra teny Amboanjobe) nefa de natao hoe gadra politika. Natao maire n’i F/tsoa ary dia hita ny nataonao tao ka nahatonga an’i Virapin (MAPAR t@ izay fa @zao efa HVM) niteny fa ho soloina zanak’ondry ny zana-boay izay fiantsoana ireo jiolahimboto commando nao.
2013 : nilatsaka ho candidat maire enao fa tsy nahazo vato firy akory.
2018 : Isan’ireo nandray vola tao @ parlement ny vadinao izay dépiotén’Ikalamavony.
2018 : Milaza ho messie ndray enao. Hanavotra ny tanindrazana hono.
AZA MANAO OLO HO SAGNAGNA - IZAN-DRAY ANGAHA NO NANOME VOLA ANAO HANAOVANA ANIO ?
ISAN’IREO NAMOTIKA AN’I F/TSOA SY GASIKARA ENAO PETY KA MANDINIHA TENA.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS