Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 04h42
 

Répondre à un commentaire

10 octobre 2018 à 17:02 | jayo (#10317)

tsy mahagaga intsony fa maro @ireo kandida no tena manao ny azony hatao rehetra mba ahitan’ny olona azy e, ary efa hita fa tsy misy tombony ho an’ny rehetra akory fa tena fihatsarambelatsihy fotsiny satria mba hoe any no be olona noho ilay fihaonambe ataon’ny tanora katolika, hatrizay tsy hita hoe taiza fa rehefa tonga ny fifidianan dia miseho daholo @zay mba hisarika ny olona hifidy, ny rehehtra anefa efa mahalala tsara ny hitany fa ahavonjy ny firenena

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS