Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 05h42
 

Répondre à un commentaire

10 octobre 2018 à 10:26 | Midabetsy (#8062)

Ny lasa tsy mba fanadino :
- pretra katolika ilay noroahan’i ra8 teto gasikara tsy nisy hatak’andro tamin’ny fotoana naha filoha azy. Nanomboka teo ny disadisa teo aminy sy ny fiangonana katolika.
- nadray kominio i Olivier teo Mahamasina t@ fotoana naha PM azy ary nataony tao ampaosiny ilay izy. Nanomboka teo dia nanambara ny katolika fa izay katolika ihany no aoka handray ny ekorastia masina.
- ny Pape any Rome no lehiben’ny 666 hoy ilay pasitera milaza ho mpaminany. Tsy namaly izany fihantsiana izany ny fiangonana katolika hatramin’izao.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS