Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 11h16
 

Répondre à un commentaire

9 octobre 2018 à 09:43 | Nambininjanahary R.Gabriel (#10190)

Vahoaka Malagasy rehetra efa décidé : tokany ny safidy , i Andry RAJOELINA filohantsika Malagasy .
Porofo mivaingana ny fitiavana nasehon’ny vahoaka rehetra omaly : feno hipoka mpanohana TGV erak’i Madagasikara , eny fa na tsy teo aza izy dia feno hipoka : Tuléar ,Fianarantsoa ,Tamatave ,Tananarive ,Majunga ,Diego . Ny distrika rehetra nampiseho izany fitiavana izany avokoa .
N : 13 ny antsika e , 1 er tour dia vita .

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS