Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 13h09
 

Répondre à un commentaire

9 octobre 2018 à 09:01 | Marika (#9389)

Io ary fa miseho amin’izay ny fiketriketrehana halatra BEVATA noeritreretin’ny HVM sy ry Rajao mianakavy ho tanterahina.
Io ilay nolazain’dry zareo fa betsaka mpifidy hono ny any ambanivolo any .
Hampandrina adrisa ny olona fa hoe tsy ny renivohitra ny faritra no maro an’isa fa ny tany lavitra andriana.
Efa ela no nitaraina ireo kandidà ireo ,kanefa navela fotsiny tsy nasiana akony akory.
Ny hany azo atao dia ny manara-maso ny faritra rehetra misy mpifidy betsaka mba tsy hisian’ny halatra
Alaina sary avokoa ny valim-pifidianana rehetra ary azon’ny tsirairay jerena sy ampitahana.
Tokony ho mailo isika rehetra ka handefa fanairana avy hatrany ny tompon-andraikitra amin’izay mety hisy na mamofopofona hala-bato.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS