Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 02h36
 

Répondre à un commentaire

10 août 2018 à 14:42 | Tsix (#10296)

Eny fa na dia ireo vahiny aza dia mahatsapa fa tena mbola tsy ampy eto amin-tsika ny resaka fampianarana sy ireo trano fianarana. Goavana ho an’ny firenena iray mantsy ny fanomezana lanja ny sehatry ny fampianarana. Izany no antony iray anisan’ny nampandroso ireto JAPONAIS ireto ohatra. Rahoviana ny malagasy, indrindra ireto mpampianatra mitokona lava ireto vao ahatsapa fa sarobidy ny fianarana sy ny fampianarana ? Raha samy tonga saina ny tsirairay dia ilamina ny zavatra rehetra. Tsy mbola nisy mihintsy fanjakana nanome sehatra mivaingana ho an’ny fampianarana raha tsy ity fitondrana ity, marika izany fa tanjona iray no tratrarina dia ny hampandroso an’i Madagasikara.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS