Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 09h51
 

Répondre à un commentaire

10 août 2018 à 16:20 | donia (#10353)

Inoako fa mbola maro ny vahoaka Malagasy miandrandra ny firotsahan-kofidianan« ny filoha Rajaonarimampianina noho ireto antony maro ireto : tsy mbola nandalo teo amin’ny sofin’ny Malagasy izany hoe »fisandratana 2030" izany izay manaporofo fa filoha mitsinjo lavitra ny hoavin’ny Madagasikara izy, samy manana ny tetik’asany avokoa ireo kandida saingy ny azy dia miavaka amin’ny maro , tsy mbola nisy na iray tamin’ireo filoha nitondra teo ireo nahavita nampihena ny tahan’ny fahantrana afa tsy izy ihany , izy ihany koa dia filoha mandefitra no sady tia vahoaka sy ny tanindrazany sns.. .Ho fehin’izany , avotra hoan’ny firenena ny mbola hamerenana ny fahefana any amin’ny filoha Rajaonarimampianina.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS