Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 18 avril 2024
Antananarivo | 17h34
 

Répondre à un commentaire

9 août 2018 à 16:47 | Tsix (#10296)

Maro loatra toka raha ny fampiasana sy ny fandaniana ny rano sy ny herin’aratra any amin’ireny toerana ireny. Ny olana ihany koa dia ny toerana tsy ilaozan’izay mpanararoatra. Ny fanjakana dia efa miezaka mandrakariva mitady sy manafoana ary mampihena ny fandaniana any amin’ireny toeram-panjakana ireny. Izany ihany koa no mbola nanolorany vaha-olana dia ny fananganana toerana mamokatra herin’aratra goavana.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS