Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 00h27
 

Répondre à un commentaire

9 août 2018 à 13:11 | Tsisdinika (#3548)

Pasitera Mailhol (ampitapitao),

Fanontaniana apetraka aminao dia izao :

- Fa very angaha ilay « solomaso apokaliptika » nentinao nandalina ny Bokin’i Daniela sy ny Apokalypsy fahiny ?

- F’angaha afaka hiverina ho volamena indray izany ny tanimanga ?

- Ary ahoana izany ilay vato tsy nendahan-tànana ? Hosakananao tsy ho avy izany izy io fa ianao mbola te « hampisandratra an’i Madagasikara » ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS