Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 06h18
 

Répondre à un commentaire

8 août 2018 à 13:41 | Toutoun (#10298)

Zay no mbola olana eto @tsika, mihaino feo tokana ary tsy mandalina ny ho avy fa ny anio ihany. Rehefa isika no mitady dia maika ery miteny hoe « Ry fanjakana oh, mba jereo zahay fa sahirana sady maro ny tsy an’asa », izao misy foto-drafitr’asa tonga hatsangana izay hisitrahan’ny vahoaka maro tombon-tsoa sy famoronana asa dia lazaina fa tsy mila ndray hono ! Inona zany no tena marina @tsika eh !!!!

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS