Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 28 mars 2024
Antananarivo | 13h26
 

Répondre à un commentaire

7 août 2018 à 13:18 | Tsix (#10296)

Maro ireo mpizaha-tany no tonga eto amin-tsika itsidika sy izaha ny mampiavaka an ’i Madagasikara. Anisan’ny mbola mitazona ny laharana aloha isika raha ny akanton’ny rano sy ny fasika no jerena. Misintona vahiny maro izany, ary mbola ampian’ilay hoe gasy mahay mandray vahiny moa izany. Eo ihany koa ny ezaka izay nataon’ny fitondrana mba hanarenana ny lesoka maro samihafa indrindra teo amin’ny resaka tsy fandriam-pahalemana. Ny Tokony hamafisina ihany koa dia ny lalàna mifehy ny fizahan-tany satria maro ireo mpanararoatra.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS