Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 12h08
 

Répondre à un commentaire

7 août 2018 à 13:12 | Tsix (#10296)

Amin’ny maha mpikarama an-ady an’ity ranamana ity dia sarotra ny inoana ny zavatra ambarany. Mety ho voakrama vola ihany koa izy amin’izao ataony izao dia ataony izay anaratsihana ny fitondrana. Tsy vao izao no nisy tranga toy izao teto mada fa efa film efa mandeha fona izao. Ary indrindra rehefa akaiky fifidianana toy izao vao miseho ny tranga toy izao.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS