Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 8 mai 2024
Antananarivo | 20h20
 

Répondre à un commentaire

8 août 2018 à 10:42 | Tax boom (#10141)

Tsara rehefa tsy miandany ny fanjakana mba hahafahana manao fifidianana eken’ny rehetra, madio sy mangarahara fa ny ankoatran’izay dia gafy tsotra izao fotsiny. Ary ny tena vao maika nahatsara azy dia ny famerenana indray ny takelaka miloko mena hoan’ny fiaram-panjakana mba hisorohana ny fampiasana ireny fitaovana ireny.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS