Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 14h43
 

Répondre à un commentaire

6 août 2018 à 17:09 | Tsix (#10296)

Salama aby
Maro ny vehivavy any amin’ny sehatra maro samihafa no efa mpitarika ary tena mahiran-tsaina, hajain’ny hafa. Eto kosa dia tsy mitovy ny sehatra satria ny firenena mihintsy eto no tarihina. Mbola tena sarotra ho an’ny malagasy ny andray sy ankasitraka izany, manahy mantsy ny rehetra sao lahy ataon’ny sasany ho toy ny saribakoly fotsiny ilay filoha.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS