Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 03h57
 

Répondre à un commentaire

4 août 2018 à 19:26 | Tsix (#10296)

Jean Ravelonarivo
Ilay olona anisan’ny nandray anjara tamin’ny fampandrosoana an’i Madagasikara. Na dia tsy tao amin’ny antoko matanjaka aza izy dia mba efa nanana fahasahiana, ary matoa izy mirotsaka dia masahy mihintsy milahatra amin’ny ry Andry Rajoelina sy ry Marc. Fantany mantsy fa ireny dia olona tsy atokisan’ny vahoaka loatra ary mety tsy aharesy azy akory ary. Aleoko lavitra aloha mahita olona milamina sady mba manana programa matotra kokoa.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS