Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 15h53
 

Répondre à un commentaire

4 août 2018 à 16:59 | plus qu’hier et moins que demain (#6149)

Assalaamo alaikoum
Olona efa fantatrareo fa tsy ho lany amin’ny fifidianana filohampirenena @ 07 novembra ka mbola handanianareo rondoha sy mondro kely ny fanaratsiana azy eto faux-rhum ny akam sy amin’ny gazety ary ny aino amanjerinareo : Moa va tsy dokambarotra ho azy ? Izany tokoa no lazaina hoe rehefa mety ny atao saobakaka aza mampiditra rano an-ketsa. Aza mba jamba sy bado ihany fa lasa manaonao foana ohatran’ny vinanto tsy mahare fosa.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS