Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 12h51
 

Répondre à un commentaire

4 août 2018 à 19:36 | Tsix (#10296)

Salama aby e !
Averiko etoana fa efa nisy hatrany ny fifanarahana tamin’izy ireo sy ny fanjakana. Izy ireo zany eto no tsy manaraka fandaminana kanefa ireo no tokony mora hanaiky indrindra. Amiko aloha dia rariny dia rariny mihintsy ny fanjakana raha toa ka mandray an’izao fanapahan-kevitra izao. NY FANJAKANA tsy mijery ny tombontsoa an’olona vitsy fa ho an’ny olona maro.
Ny mpampiantra vitsy an’isa ireto migrevy ireto. Isaorako manokana ireo izay manolo-tena hanatanteraka ny asa izay efa nanaovany voady. Aza adino mantsy fa asa Masina ny anareo ry mpampianatra fa tsy asa mitovy amin’ny rehetra.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS