Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 23 avril 2024
Antananarivo | 09h45
 

Répondre à un commentaire

4 août 2018 à 15:49 | Toutoun (#10298)

Mahafinaritra alou rehefa tsy hita taratra ny taona fotsy eh ! firifiry @reo RAD moa no hitomany raha sanatria ka tanteraka io !!! eny fa na ireo mpampianatra izay miziriziry mbola mitokona aza mba halahelo ihany mahita ireo zanany ho faty herintaona fotsiny @ zavatra toy izao !!! Ezaka lehibe tokoa no tanteraka ankehitriny ary mbola hamerenana ny fahatongavan-tsainan’ireo syndika hiverina @ heviny.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS