Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 18h25
 

Répondre à un commentaire

4 août 2018 à 12:30 | manga (#6995)

Marika,
Misaotra anao namaly.
Ny ahy indray dia tsotra : tapahin-doha daholo ireo tsivanon-kolona rehetra nitondra nambotry ny firenena, vao alaina daholo ireo fananana azo tamin’ny fomba mamoetra rehetra.
Rehefa nalevim-belona dia angatahina ny firenena itoeran’ireo halatra ireo hamerina ny fananan-dramalagasy any aminy.
Inona moa ny IEM sy Fisandratana raha tsy fomba entina anakonana sy iarovan-tena amiun’ny fifidianana lazaina fa demokratika, eken’ny rehetra, malalaka sns...
Ny nolazaina fa avara-pi aza dia izao ataony, favao maika fa ireo izay poak’aty an-tranon-doha toa an-dRabitro miseho ho miana-kendry ka faly ery mamita-bahoaka amin’ny kabary feno fitaka ?
Asakasak’izay mety ho badoina toy ireo mirediredy tsy mahalala akory izay lazainy, indrindra moa fa ity Rambo mamolava tsy misotro ity...
Ireo milaza ho sangany rehetra dia tsy misy mahazo fankatoavana amin’ny firaisam-be-mpirenena ka dia inona ity hahazo antsika ny ampitso ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS