Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 14h43
 

Répondre à un commentaire

3 août 2018 à 16:20 | Tsix (#10296)

Raha toa ireto olona ireto daholo ny toe-tsaina dia aleoko lavitra tsy asiana intsony izany ny fifanarahana. Efa niaraka nanaiky izao dia andro vitsy2 aty aoriana dia mivadika sahady ireto farany. Moa tsy marika sahady ve izao fa misy ny ambadika politika avo lenta ? ny tsy takatr’izy ireto dia ataon’ny sasany fitaovana fotsiny izy ireo.
Ny mpianatra hanala CEPE izao efa vonona, kanefa raha maheno indray izao dia hikorontana tanteraka ny sainy. Hatraiza marina no tena fitiavan’ireto mpampianatra ireto ny mpianany, izay tokony ho raisiny ho toy ny zanany faharoa ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS