Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 23 avril 2024
Antananarivo | 22h10
 

Répondre à un commentaire

2 août 2018 à 19:10 | Tsix (#10296)

Raha ny resaka fanamboaran-dàlana indray dia tokony asiana masokana, andeha mantsy izao ny fampihelezan-kevitra, tsy maintsy misy ny fivezivezena. Tsy maintsy mampiasa ny làlana ireo izay mihevitra hirotsaka ho filoha. Ny fanjakana foibe dia tsy mijery fotsiny izany angamba fa fantany tsara izany fa mety mbola misy angaha ny mety ho laharam-pahalemana.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS