Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 09h12
 

Répondre à un commentaire

2 août 2018 à 19:23 | Nomena (#10351)

Efa fantatrin’ny rehetra anie fa tsy maintsy hirotsaka i andry Rajoelina eh
efa fantatrin’ny rehetra anie fa tsy ho lany i Andry rajoelina eh
efa fantatrin’ny rehetra koa fa izy no namono ny vahoaka iray rà aminy teny ambohitsirohitra
ary farany fantatrin’ny vahoaka mialoha ny olona ho fidiany fa tsy mila be propagandy sy be resaka izany intsony amin’izao.
AMPY izay ny vitanareo teto amin’ny firenena ry MAPAR sy TGV.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS