Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 14h30
 

Répondre à un commentaire

2 août 2018 à 19:02 | Tsix (#10296)

Salama aby e !
...........................................................IEM vs FISANDRATANA 2030...................................................................
Iza no mety ?
Iza no mitombina kokoa ?
Iza no hitondra an’i Madagasikara ho any amin’ny sehatra ambony kokoa ?
Iza no aharitra ?
Iza no ho tanteraka ?
Hevitro : Sarotra ny mampitahy ny kisoa amin’ny omby, satria samy manana ny hanitra ho azy ireo. Maro anefa no tsy tia kisoa ary misy aza fady mihintsy, maro koa ny tsy tia omby. Iza ary izany no ho raisina ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS