Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 10h39
 

Répondre à un commentaire

2 août 2018 à 18:20 | jayo (#10317)

tsy maninona fa aleo ny fifidianan ihany no hitsara na dia efa hita mibaribary aza ny ratsy nataon’ny sasany e, afaka mbola mirotsaka daholo tsinona fa ny malagasy maro an’isa ihany no tena manapaka izay tokony hitondra ny firenena, izahay koa mantsy sady maatoky ny fifidianana fa hangarahara sy madio ary dia mora ho an’ny rehetra ny hanaiky izay vokatra eo

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS