Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Zora : Merci Kartell pour ces précisions.
- kartell : Non, pas de nouvelles exigences, loin de là, mais la raison de la mise en (...)
- Zora : Madagascar a eu une homologation provisoire en 2021 en attendant la (...)
- bekily : Eny eeee ! Que sera , sera lava ! BE RESAKA LAVA I BOLOKY (...)
- bekily : Allons voir les stades chez nos cousins africains !!!! Ex : au Sénégal .. Il (...)
@ elena 1er août à 20:24
« On a le droit d’être binational »...PAS POUR LE MALAGASY À MADAGASCAR !
Efa noresahina matetika teto ihany ny momba an’io FANDRARÀN’ny Lalàna Malagasy ny olona an’isan’ny firenena malagasy TSY HIZAKA satam-pirenena maromaro na hafa noho ny sata Malagasy izany.
Araka ny fitenin’Ntaolo moa , « Ny mamerina indroa manana antitra », ary ilaina dia ilaina izany manoloana ny famahan-dalatra tsy misy fiatoana ny fohy fijery sy fohy fisaina amin’ny taranaka ankehitriny ny amin’ny hoe : tsy mampaninona mihitsy na olon-kafa firenena aza no miroboka amin’ny fiainana politikan’ny Vahoaka Malagasy ka mitondra ny Taniny sy ny Fanjakany.
« Toy izao manaraka izao no fivakin’ny lalàna malagasy momba izany fandrarana ny olom-pirenena malagasy tsy hizaka sata-na olom-pirenen-kafa izany, izay tsy misy tokony hanovana azy rahateo na kely aza ankehitriny. Amin’ny ankapobeny, raha fintinina, dia izay tompon-tany malagasy nangataka an-tsitrapo ny ho isan’ny olom-pirenena ana Fanjakana vahiny, na nanana na manana fihetsika na famindra ho toy ny olom-pirenena-ana Fanjakana vahiny dia tsy olom-pirenena malagasy intsony. »
[ Zahao : lysnorine 13 décembre 2016 à 08:45 ao amin’ny « Augustin Andriamananoro arrêté en plein enterrement », lundi 12 décembre 2016, https://www.madagascar-tribune.com/Arrete-ou-kidnappe-c-est-selon,22735.html?id_article=22735&id_objet=22735#formulaire_forum ]
Singanina manokana eto ny andininy faha 48 ao amin’ny « Ordonnance n° 60 - 064 du 22 juillet 1960 portant Code de la nationalité malgache »
Art. 48 - Le Malgache QUI SE COMPORTE en fait comme le NATIONAL D’UN PAYS ÉTRANGER peut, s’il a la NATIONALITÉ de ce pays, être DÉCLARÉ, par DÉCRET, AVOIR PERDU la qualité de Malgache.
Azo ampiharina tsara amin’Ingahy Rajoelina io andininy faha-48 io raha itodihana kely ny NANGATAHANY avy hatrany FIAROVANA sy ny NIALOFANY tany amin’ny AMBASADY frantsay tamin’ny Martsa 2009, etsy an-daniny, ary ny nanomezan-dRatoa ambasadaoron’i Frantsa azy FAHAFAHAM-PO tokoa tahaka ny fanaony amin’ny OLOM-PIRENENY rehetra ihany rehefa ilaina :
« Madagascar : Andry Rajoelina est réfugié à l’ambassade de France »— 10 mars 2009 »
http://www.liberation.fr/planete/2009/03/10/madagascar-andry-rajoelina-est-refugie-a-l-ambassade-de-france_543992
« Le maire déchu d’Antananarivo, surnommé TGV, est RÉFUGIÉ à l’ambassade française [. ..]
« Andry Rajoelina l’opposant malgache, avait disparu de la circulation depuis jeudi dernier [5 mars]. On a retrouvé sa trace aujourd’hui...chez l’ambassadeur de France à Antananarivo.[...]
« Le maire déchu de la capitale s’était enfui jeudi soir alors qu’une tentative d’arrestation avait lieu dans sa résidence à Antananarivo. [...] »
(Hofaranana)