Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 23 avril 2024
Antananarivo | 15h20
 

Répondre à un commentaire

1er août 2018 à 13:40 | donia (#10353)

Tsy nitsahatra nitontongana ny toe-karem-pirenena vokatr’ireo krizy politika maro nifandimby.Tototry ny krizy tanteraka i Madagasikara tamin’ny taona 2009 , izay fotoanan’ny tetezamita nitondran’i Rajoelina. Nikatso tanteraka ny toe-karena ary tsy nankatoavin’ny tany ivelany ny tetezamita.Nanomboka ny taona 2014 vao niverina tsikelikely ny toe-karempirenena.Akony ratsy mbola maha sarotra ny fanorenana ny zava-niseho tamin’io krizy io ohatra ny afera ny bois de rose , volamena , gisement fer tany soalala sy ny harempirenena maro samy hafa. Mendrika an’ity Rajoelina ity ny fonja fa mpandroba firenena.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS